Entrée | 1 amoron > amorona |
Radical | 2 morona |
Partie du discours | 3 adverbe |
Explications en malgache |
4 Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1] |
Explications en anglais |
5 at the edge [1.7] |
Explications en français |
6 au bord, sur le bord [1.3, 1.8] |
Exemples |
7 Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [2.470] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres | 16 Ranonivola tao amoron' Itasy : ny fahoriana vokatry ny hatsaran-tarehy (Nivondrahona) |
Tableaux et planches |
17 Tous les adverbes |
Anagrammes | 18 amorona, manoroa, maorona, moroaña |