Entrée |
noana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany
[1.1]
|
Explications en anglais | Hungry [1.2]
|
| Hungry Deflated (of a tire) [1.7]
|
Explications en français | Qui a faim, affamé Dégonflé (se dit des pneus) [1.8]
|
Exemples |
1 | Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika:
[2.293]
|
2 | Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy;
[2.324]
|
3 | Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao.
[2.470]
|
|
Dérivés |
|