Entrée | mangebaka (hebaka) | |
Partie du discours | adjectif | |
Foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10] | ||
Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1] | ||
Ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2] | ||
Vide, avoir faim [1.3] | ||
Entrée | mangebaka | |
Partie du discours | adjectif | |
[Bezanozano] Loaka, lempona [1.78] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |