| Entrée | mitsako dilana | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mitsako, dilana | |
| Manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1] | ||
| Synonymes | mitsapodilana | |
| Mis à jour le 2023/04/16 |
|