Entrée | mitombo (tombo) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | [Taisaka] Mihalehibe; mihamaro [1.78] | ||||||||
Mihalava, maroroka, mihalehibe: Mitombo dia mitombo ity zaza ity ~ Nitombo fahendrena izy Mihamaro, mihabe, mihabetsaka: Vetivety foana dia nitombo ny isan' ny mponina Mitatra, mandroso: Tsy mitsaha-mitombo ny varotr' io Rangahy io Misondrotra: Nitombo be ny rano hatramin' ilay orana farany tao Mihatsara: Izay tiana mitombo tarehy [1.1] | |||||||||
Explications en anglais | To increase; to grow [1.7] | ||||||||
Explications en français | Croître [1.8, 1.13] | ||||||||
Augmenter [1.8] | |||||||||
Pousser, grandir, se développer [1.13] | |||||||||
Exemples | Mitombo saina tokoa ny ankizy, mitombo fanahy, mitombo vatana koa, tsy azo lavina.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Dérivés |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/10/20 |
![]() |