Entrée |
miitatra
(itatra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1]
|
| [ mitatra ] Mitombo habe [1.13]
|
Explications en français | [ mitatra ] Se dilater [1.13]
|
Exemples |
1 | Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza
[2.472]
|
2 | Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana
[2.424]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miitatra |
Passé : |
niitatra |
Futur : |
hiitatra |
Impératif : |
miitara |
|
Autres orthographes |
|