| Entrée | manjanaka (zanaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1] | |||||||||
| To put money out at interest [1.7] | |||||||||
| Prendre à intérêt [1.3] | |||||||||
| Prendre l'argent à intérêt [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/09/08 |
|