|
|
|
|

Entrée haingana
Partie du discours adjectif
 Mandritra ny fotoana fohy, malaky: Mihinana haingana
Rehefa afaka fotoana fohy, vetivety: Hiverina haingana aho
Tsy ela, tsy maharitra, tsy mangataka andro: Valio haingana ny taratasy
Malaky: Haingam-piteny izy. [1.1]
 Rapid, prompt [1.7]
 Rapide, prompt [1.8]
Exemples 
1Mitazana dia miverina haingana. [2.528]
2Vao haingana ihany, hoy Ingahibe. [2.445]
3Nantsoinay haingana ny fokonolona. [2.499]
Morphologie 
Impératif : haingàna
Dérivés 
Synonymes faingana
Analogues  eo no ho eo ~ indray mihelina ~ indray mihelatra ~ indray mipi-maso ~ indray miserana ~ mbetivety ~ miaraka amin' izay ~ miaraka amin' ny vava ~ miaraka amin' ny vava miteny ~ poatoizay ~ tsy ahamana-menaka ~ tsy hitahita akory ~ tsy trabady mantsaka ~ tsielatsiela ~ vetivety ~ vetivetika

Entrée haingàna
Partie du discours impératif de l'adjectif haingana [Liste complète]
 Tongava rehefa afaka vetivety: Haingàna fa sao diso fotoana isika [1.1]
 Allez vite, faites vite [1.3]

Entrée haingana
Partie du discours adverbe [Liste complète]
 Same as faingana [1.2]
 Rapidly, promptly [1.7]
 Rapidement, promptement [1.8]

Mis à jour le 2022/05/02