|
|
|
|

Entrée tsy hitahita akory
Partie du discours locution
Mots élémentaires tsyakory, hitahita
Explications en malgache Enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina [1.1]
Exemples 
1Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony. [2.470]
2Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [2.944]

Mis à jour le 2023/11/20