| Entrée |
tsy akory
|
| Partie du discours | locution
|
| Mots élémentaires | tsy,
akory |
| | Fanamafisana bebe kokoa ny fandavana [1.1]
|
| Exemples | Aza miantehitra aminy ianao fa tsy ho avy izy tsy akory
[1.1]
|
|
| Entrée |
tsy ... akory
|
| Partie du discours | locution
|
| | Tsy velively, tsy ... na kely aza: Tsy fantatro akory izay lazainao [1.1]
|
| | Not at all, by no means, on no account [1.2]
|
| | Pas du tout [1.8]
|
| | Ne ... guère [1.5]
|
| Exemples |
| 1 | tsy misy iraisany akory.
[2.285]
|
| 2 | Hay tsy matory akory ise!
[2.499]
|
| 3 | Tsy tahotra akory fa toetra.
[2.5]
|
|
|