Entrée | fanompana (ompa) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fanomponao; tsy hahavoa ahy izany Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [1.1] | |
Entrée | fanompana (ompana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [1.1] | |
Entrée | fanompàna | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [Sihanaka] sinibe [1.78] | |
Mis à jour le 2023/04/10 |
![]() |