|
|
|
|

Entrée sinibe
Partie du discours nom
Mots élémentaires siny, be
Explications en malgache Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [1.1]
Explications en français Citerne [1.13]
Exemples 
1Sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [2.472]
2sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[2.131]

Mis à jour le 2023/09/16