| Entrée | ompana (ompa) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany. [1.1] | |||||||||
| To be reviled, to be abused. [1.2] | |||||||||
| To be abused with foul language [1.7] | |||||||||
| à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste [1.3] | |||||||||
| à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | ompana | ||||||||
| Partie du discours | nom | ||||||||
| Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra [1.1] | |||||||||
| Action d'attacher des objets ensemble [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/09/08 |
|