| Entrée | eboebo (ebo) | |
| Partie du discours | nom | |
| Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra [1.1] | ||
| Exemples | Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady.
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Synonymes | ebo | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|