Entrée | ebo | |
Partie du discours | nom | |
Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [1.1] | ||
Boasting, showing off [1.7] | ||
Vanité [1.8] | ||
Synonymes | eboebo | |
Entrée | ebo | |
Partie du discours | adjectif | |
[Tankarana] Qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [1.19] | ||
Entrée | ebo | |
Partie du discours | adjectif | |
[Bara] Diso, tsy marina [1.78] | ||
Mis à jour le 2023/02/25 |
![]() |