| Entrée | kasikasy (kasy) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io [1.1] | ||
| Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana [2.285] | ||
| Vain, showy [1.7] | ||
| Orgueilleux [1.8] | ||
| Exemples | Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
[2.324] | |
| Dérivés |
| |
| Synonymes | kasy | |
| Mis à jour le 2023/02/03 |
|