| Entrée | zafin-dohalika | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | zafy, lohalika | |
| Zanaky ny zafiafy, na taranaka fahefatra [1.1] | ||
| La quatrième génération [1.3] | ||
| [ zafindohalika ] Quatrième génération [1.54] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Tsy tokony hatao hahakivy anefa io toe-javatra farany io fa mainka koa aza isika tokony hanomboka tsy misy hataka andro ny raharaha rahatiana ny hioty ny « vokany » ny zafindohalika.
[4.27] | |
| Mis à jour le 2023/06/08 |
|