Entrée | vorontsiloza | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Mots élémentaires | vorona, tsy, loza | ||||||
Explications en malgache | Vorona lehibe, fianakaviam-ben' ny akoho, vorombola..,, manam-bika hafa kely fa misy nofo mikiramborambo eo amin' ny lohany, ny tendany misy toa haingony mitarazoka ary ny rambony azony velarina toy ny fikopaka rehefa midoroboka izy; tsara hena ary tsy mba saro-devonina ohatra ny gisa ny vorontsiloza [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Turkey [1.7] | ||||||
Explications en français | Dinde [1.54] | ||||||
Dinde, dindon [1.8] | |||||||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | ||||||
Exemples |
| ||||||
Illustrations |
| ||||||
Mis à jour le 2023/06/03 |
![]() |