Entrée |
loza
|
Partie du discours | nom
|
| Zavatra mampahita fahavoazana lehibe, toy ny fahafatesana, faharavam-pananana, sns...: Saika nahita loza Rabe tamin' ny diany farany tao Zavatra miterapahavoazana lehibe ho an' olon-tokana na maro: Tsy misy loza mihoatra noho ny adim-pirenena
[1.1]
|
| Voina mihatra tsy ampoizina [1.13]
|
| Calamity, danger [1.7]
|
| Calamité, danger [1.8]
|
| Accident [1.13]
|
Exemples |
1 | Loza loatra re io vola io!
[2.499]
|
2 | Ny olona aza no tena loza.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Simple : |
loza,
lozako,
lozanao,
lozany,
lozantsika,
lozanay,
lozanareo,
lozan',
lozan-,
lozam- |
Préfixée : |
-doza,
-dozako,
-dozanao,
-dozany,
-dozantsika,
-dozanay,
-dozanareo,
-dozan',
-dozan-,
-dozam- |
|
Dérivés |
|
Entrée |
loza
|
Partie du discours | adjectif
|
| [Bezanozano]
Masiaka [1.78]
|
| Masiaka izaitsizy: Olon-doza, hono, izany Néron izany Enti-milaza olona na zavatra mampitola gaga, tsy eran-tany (na amin' ny lafiny tsara na amin' ny lafiny ratsy): Loza Ikoto raha hihazakazaka [1.1]
|
| Angry, fierce, frightful [1.7]
|
| Cruel, intraitable, dangeureux [1.8]
|
|
Entrée |
Loza
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| Fleuve de la préfecture d'Antsohihy formé par la confluence de la
Doroa ... et la Tsinjomorana, forme, dans le canton de Befandriana,
par la confluence de
l'Ankazabo et
l"Antsimpororona ...
Il reçoit sur sa rive droite
l'Ankofia grossie de l'Anjingo et l'Irony,
la Maevarano ...,
l'Ambariolava
et l'Anjango
[1.11]
|
Vocabulaire |
|