Entrée | sampona | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1] | ||
A hindrance Hindered [1.7] | ||
Empêchement Empêché [1.8] | ||
Exemples | Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona.
[2.324] | |
Entrée | sampona | |
Partie du discours | nom | |
Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1] | ||
Malformed offspring [1.7] | ||
Enfant mal formé, monstre [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/05/27 |
![]() |