| Entrée | idiran-doza | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mots élémentaires | idirana, loza | |
| [ idiran-doza ] Tratra, voan' ny loza; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano
Fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana [1.1] | ||
| [ dirandoza ] Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1] | ||
| Synonymes | idiran' angano ~ idiran' izay loza | |
| Antonymes | ieren-doza | |
| Autres orthographes | dirandoza ~ idirondoza | |
| Mis à jour le 2026/02/16 |
|