Entrée |
vorondreo
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | vorona,
reo |
Explications en malgache | Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany;
mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
|
Explications en français | Oiseau au cri plaintif [1.54]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
|
2 | Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo.
[2.895]
|
|
|
Entrée |
vorondreo
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | vorina,
reo |
Explications en français | [Betsileo]
(de vorona mis pour
vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou
reoreo : vagissements d'un jeune enfant).
Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
Vorondreo
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -23.2833333, 43.85
|
Toponymie | vorondreo |
|