| Entrée | vony | ||||
| Partie du discours | adjectif | ||||
| Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [1.1] | |||||
| Yellow [1.7] | |||||
| Couleur jaune [1.8] | |||||
| Synonymes | vonivony | ||||
| Tableaux et planches | Les Couleurs | ||||
| Entrée | vony | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [1.1] | |||||
| Taovam-pananahan'ny zavamaniry [1.13] | |||||
| A flower [1.7] | |||||
| Fleur [1.8, 1.13] | |||||
| Fleur ; à ne pas confondre avec vony (adjectif) [1.196] | |||||
| Vocabulaire | |||||
| Morphologie |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Entrée | voñy | ||||
| Partie du discours | Non spécifié | ||||
| [Taisaka, Tambahoaka] fierena [1.78] | |||||
| Mis à jour le 2025/04/28 |
|