Entrée | vono baibona | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | vono, baibona | |
Famonoana tsy ho hita ireo tendron' ny vy anakambanana takela-by na hazo; ilazana ny fantsika izay alentika mafy, na pehina tsy ho afa-mitsoaka [1.1] | ||
[ vonobaibona ] Fomba fanambarana takelaka metaly amin'ny fantsi-maty na baibona [1.13] | ||
[ vonobaibona ] Rivetage [1.13] | ||
Vocabulaire | ||
Mis à jour le 2023/06/05 |
![]() |