| Entrée | baibona | |
| Partie du discours | nom | |
| Tendron' ny vy solom-pantsika anakambanana takela-by na hazo, izay pohina mafy mba tsy ho afa-mitsoaka [1.1] | ||
| The end of a rivet [1.7] | ||
| Le bout à river [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Entrée | baibona | |
| Partie du discours | nom | |
| Ny sofin' ny riandriana roa havia sy havanana ka ny iray somary vorivory, ny iray fisaka ny tampony [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/07/19 |
|