Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
| [Sihanaka]
[ vôlaña ] Teny [1.78]
|
| Teny atao, teny aloakan' ny vava [1.1]
|
| Speech [1.3, 1.7]
|
| Speaking [1.7]
|
| Parole [1.3, 1.8]
|
| Promesse, engagement [1.3]
|
| Action de parler [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Simple : |
volana,
volako,
volanao,
volany,
volantsika,
volanay,
volanareo,
volan',
volan-,
volam-,
vola- |
Préfixée : |
-bolana,
-bolako,
-bolanao,
-bolany,
-bolantsika,
-bolanay,
-bolanareo,
-bolan',
-bolan-,
-bolam-,
-bola- |
|
Dérivés |
Synonymes | |
|
Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
| Antontan-javatra mihodina manodidina ny tany nefa mandray hazavana avy amin' ny masoandro, ka io hazavana io no atarany ety amin' ny tany rehefa mifanitsy ny faritra voazavan' ny masoandro aminy sy ny tany: Telo andro sisa dia ho fenomanana ny volana [1.1]
|
| The moon [1.7]
|
| La lune [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470]
|
2 | Fa tsy misy kintana. Tsy misy volana. Tsy misy lanitra!...
[2.471]
|
|
Analogues |
fenomanana |
Article |
|
Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
| Ny fotoana ihodinan' ny volana manodidina ny tany Ny volana malagasy dia mifanentana amin' ny fihodinan' ny volana manodidina ny tany mihitsy ka maharitra 28 andro mahery kely hatrany ary roa ambin' ny folo no isany: alahamady,
adaoro,
adizaoza,
asorotany,
alahasaty,
asombola,
adimizana,
alakarabo,
alakaosy,
adijady,
adalo,
alohotsy, fa ny volana vazaha kosa dia notsinjaraina mitovitovy faharetana fotsiny:
zanvie: 31 andro, fevrie: 28 na 29, marsa: 31, avrily: 30, may: 31, jiona: 30,
jolay: 31, aogositra: 31, septambra: 30, oktobra: 31, novambra: 30, desambra: 31.
[1.1]
|
| A month [1.7]
|
| Le mois [1.8]
|
| Mois [1.13]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Efa iray volana sy tapany no nipetrahan-dRandrianaivo tao Antsirabe
[2.324]
|
2 | Afaka roa volana eo ho eo, hono, dia handalo ny mpisafo
[2.470]
|
3 | Volana vitsivitsy taorian'izay, nisy vaovao lehibe anankiray hafa koa, ary nikasika ny miaramilam-potaka ity
[2.472]
|
4 | Ka jereo tokoa fa ireo anaram-bolana vaovao (alahamady, adaoro, adizaoza - asorotany, alahasaty, asombola - adimizàna, alakarabo, alakaosy - adijady, adalo, alohotsy) izay nisolo ny anaram-bolana malagasy mbola voatahirin' ny Betsileo sy ny tanin-drana (asaramanitra, vatravatra, asotry - hasiha, valasira, faosa - maka, hia, sakamasay - sakave, volambita, asa-ramaimbo), ny anaran' ny andro fito amin' ny herinandro, ny sorabe (fomba fanoratra hain' ny Ombiasy teo aloha), ny fombam-panandroana sy ny fomban-tsikidy: miharihary fa avy amin' ny Talaotra avokoa.
[2.296]
|
|
Tableaux et planches |
|
Article |
|
Entrée |
volana
|
Partie du discours | nom
|
| à l'origine du nom des pièces de monnaie, rondes comme cet astre vu dans son plein [1.196]
|
Vocabulaire |
|