Entrée | vidiny > vidina (vidy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] | |||||||||
Exemples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | vidiny > vidy | |
Partie du discours | nom | |
Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1] | ||
Price, value [1.7] | ||
Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] | ||
Valeur [1.3, 1.5] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472] | |
Analogues | vanga | |
![]() |