| Entrée | vidina (vidy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Atakalo vola: Novidiko valopolo ariary io reniakoho io Tambazam-bola: Isaorana Andriamanitra fa olona tsy mba azo vidim-bola raha io mpitsara io [1.1] | |||||||||
| Exemples | Ny tsy manana kosa tsy manam-pidiny, ka na lavitra na akaiky dia volena , indrindra fa tany tsy vidina izany nahofana.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|