Entrée | tsintsina | |
Partie du discours | nom | |
Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [1.1] | ||
Dérivés |
| |
Entrée | tsintsina | |
Partie du discours | nom | |
Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [1.1] | ||
Un tout petit oiseau [1.54] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Tsangam-by tsangam-bato mitsangana Andriamanantiana Andriamboromadinika ny tsintsina Andriamaintibe ny papango [2.131] | |
Article | Randzavola: tsintsina ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/03/29 |
![]() |