Entrée |
tsaika
|
Partie du discours | nom
|
| Zaza tsy ary fady [1.1]
|
| Zaza am-bohoka [1.13]
|
| Foetus [1.13]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
tsaika
|
Partie du discours | nom
|
| [Provincial]
Zaza [1.1]
|
| Ankizy [1.13]
|
| Enfant [1.13]
|
Autres orthographes |
|
Entrée |
tsaika
|
Partie du discours | nom
|
| Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1]
|
|
Entrée |
tsaika
|
Partie du discours | nom
|
| Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
tsaika
|
Partie du discours | nom
|
| Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1]
|
Dérivés |
|