| Entrée | fitsaika (tsaika) | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly Azo tsaikaina, azo fantenana [1.1] | ||
| Entrée | fitsaika (tsaika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita [1.1] | ||
| Mis à jour le 2012/12/05 |
|