| Entrée | fitsaikana (tsaika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fifantenana ny voam-bary tsara: Raha ta hanana vokatra tsara, ny fitsaikana ny masomboly no tokony hatao tsara [1.1] | ||
| Entrée | fitsaikana (tsaika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanatonana moramora tsy re: Ny fitsaihany tao an-damosiko tao no tsy nandrenesako azy Fangalarana mangingina tsy misy mahita: Tsy hita mihitsy ny fitsaihan-dry zalahy ny zavatra mipetraka eto ambony latabatra eto [1.1] | ||
| Synonymes | fitsaihana | |
| Mis à jour le 2010/05/06 |
|