Entrée | tondraka | ||||||
Partie du discours | participe | ||||||
Explications en malgache | Enti-milaza ny rano mitombo na misondrotra be dia be ka mihoatra ny fefy na ny morondrano: Tondraka i Betsiboka Misy be dia be: Tondraka ny paiso ao an-tsena A) Fampidirana rano amin' ny tany fambolena na fandrarahana rano amin' ny voly mba hampaniry azy; b) famelana ny biby hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona. [1.1] | ||||||
Explications en anglais | Swollen by floodwater, overflowing [1.7] | ||||||
Explications en français | Qui déborde [1.3, 1.8] | ||||||
Qui se répand, comme l'eau d'une rivière: Ho tondraka ny rano (L'eau débordera) Figuré: qui abonde, qui jouit de l'abondance [1.3] | |||||||
En crue [1.8] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Dérivés |
| ||||||
Entrée | tondraka | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en français | [Betsileo] (de la racine tondraka : ce qu'on répand). Riz cuit à la vapeur puis arrosé de bouillon de légumes. [1.196] | ||||||
Vocabulaire | Botanique | ||||||
Mis à jour le 2021/12/17 |
![]() |