Entrée | atondraka (tondraka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo? (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |