Entrée | mitondraka (tondraka) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ! Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1] | |||||||
Déborder, se répandre Paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3] | |||||||
Morphologie |
| ||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |