| Entrée | tokam-bolana | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | tokana, volana | |
| Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [1.1] | ||
| [ tokambolana ] Tsy mandainga, tsy mivadibolàna [1.13] | ||
| [ tokambolana ] Fidèle [1.13] | ||
| Mis à jour le 2023/05/24 |
|