|
|
|
|

Entrée tahiry
Partie du discours nom
 Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny
Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1]
 Something saved up [1.7]
 Ce qu'on économise, thésaurise [1.8]
 Fitsitsiana; ambim-bava [1.13]
 économie; épargne, stock; mémoire [1.13]
Vocabulaire 
Exemples 
1Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470]
2Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471]
Dérivés 

Mis à jour le 2023/06/24