Entrée |
mitahiry
(tahiry)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [1.1]
|
Explications en anglais | To keep, to take care of, to guard [1.7]
|
Explications en français | Conserver, garder [1.8]
|
Exemples |
1 | Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany.
[2.424]
|
2 | Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza!
[2.643]
|
3 | Mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala.
[2.472]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mitahiry |
Passé : |
nitahiry |
Futur : |
hitahiry |
Impératif : |
mitahiriza |
|
|