|
|
|
|

Entrée tadyvavarana > tadivavarana
Partie du discours nom
Mots élémentaires tady, vavarana
 Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1]
 [ tady vavarana ] A noose [1.2]
Exemples Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Synonymes tady voavarana