Entrée |
sintona
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Tarika, sarika, roritra; enti-milaza koa ny fanararaotana teny latsaka mba hanorisorena olona; zana koa ny fihemoran' ny lamba rehefa misasa ary ny fihenan' ny rano tondraka. [1.1]
|
Explications en français | Action de tirer, de tirailler, attraction, comme celle de l'aimant Diminution des eaux après la crue, le retrait de l'étoffe neuve au lavage [1.3]
|
| Traction Retrait, dérivées, dérivation [1.13]
|
Exemples |
1 | Tampoka ilay sintona ka nidafoka tamin' ny tany koa aho.
[2.4]
|
2 | Kapoka karavasy mandrivirivy, narahin-tosika sy sintona araka izay tratry ny aina, no tsy nidonan' ny sarety tamin' ny fiara.
[2.472]
|
|
Dérivés |
|