Entrée | sintonina (sintona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Tarihina hankany amin' ny tena:
Sintony ny vatasarihana Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |