| Entrée |
misintona
(sintona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1]
|
| Exemples | Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misintona |
| Passé : |
nisintona |
| Futur : |
hisintona |
| Impératif : |
misintòna |
|
|
| Entrée |
misintòna
(sintona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif misintona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|