| Entrée | saikatra | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Very hevitra, toa misalasala: Saikatra izy, tsy hitany izay hatao, [1.1] | ||
| Hesitant, undecided [1.7] | ||
| Qui hésite; [1.8] | ||
| Exemples | "Saikatra aho ny hilaza izao zavatra izao", hoy, hono, izy
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Synonymes | saikatsaikatra | |
| Entrée | saikatra | |
| Partie du discours | adjectif | |
| [Tambahoaka] Vositra, voavositra: omby saikatra [1.78] | ||
| Enti-milaza ny omby vositra Sarindahy [1.1] | ||
| Mis à jour le 2012/06/12 |
|