| Entrée |
mahasaikatra
(saikatra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manalasala, mahamenatra [1.1]
|
| | To cause hesitation, to embarrass [1.7]
|
| | Faire hésiter, embarrasser [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Koa mahasaikatra sy manavia azy ery izany hoe hiava-kavaka amin' ny be sy ny maro, hamaky sehatra sy hivongana irery: satria toa dia manao ny tena ho inona!
[2.296]
|
| 2 | Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy raharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo.
[2.4]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mahasaikatra |
| Passé : |
nahasaikatra |
| Futur : |
hahasaikatra |
|
|
| Entrée |
mahasaikatra
(saikatra)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Embarrassing [1.7]
|
|