| Entrée | saikatsaikatra (saikatra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1] | ||
| Hesitant, undecided [1.7] | ||
| Qui hésite; [1.8] | ||
| Exemples | Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay.
[2.472] | |
| Synonymes | saikatra | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|