|
|
|
|

Entrée roboka
Partie du discours nom
 Fandentehana ao anaty rano: Ataovy tsara roboka ao anaty rano nato ny landy [1.1]
Dérivés 

Entrée roboka
Partie du discours adjectif
 Voangoly, voataona, voatarika hanao zavatra: Vao nahare ilay vola be ny anao lahy dia roboka [1.1]
 Cajolé, séduit par la flatterie [1.3]

Mis à jour le 2017/11/24