| Entrée | fandrobohana (roboka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanatsobohana, fanasaikana ao anaty rano: Toy izao no fandrobohana ny siny ao anaty rano Fambosiana, fitaomana, fanambatambazana hanao zavatra: Mitandrema tsara fa fondrobohana onao fotsiny izany teny mamy ataony izany [1.1] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|