| Entrée | aroboka (roboka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1] | |||||||||
| To be plunged into a liquid [1.7] | |||||||||
| Qu'on plonge dans un liquide [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|