| Entrée |
revo
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Latsaka an-kona na anaty fotaka marihitra: Revo tao anaty fotaka ny ombinay ~ Revon' ny fitiavana io zazalahy io ka tsy nahatozo ny fianarany Variana manao zavatra ka tsy mahatsiaro ny manodidina intsony: Revon-daolao ny ankizy ka tsy mahatsiaro izay sakafo intsony na revo milalao ny ankizy Sahirana fatratra: Revon' ny trosan' olona izy
[1.1]
|
| | Stuck in the mud; completely engrossed [1.7]
|
| | Embourbé; plongé dans une occupation [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Dia revo tamin' izay aho nanao kaontin-dRabejofo!
[2.471]
|
| 2 | Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka.
[2.472]
|
|
| Dérivés |
|