Entrée | sondriana | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2010/12/17 |
![]() |